Mihira fihiram-baovao (Feon-Dokanga Fihobiana (FDF))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Mihira fihiram-baovao hoan'ny Ray: Bass)
MIHIRA FIHIRAM-BAOVAO
(Ho an' Andriama: Bass)
Ho an ANDRIAMANITRA RAY
(Asandrato: Bass) Asandrato ny feonao
Ho Azy mandrakizay
(Fa tsara Jehovah: Bass)
Fa tsara JEHOVAH (No mpanao: Bass)
Mpanao ny tsara koa (Andriama; nitr'izay: Bass)
ANDRIAMANITRA izay tsy mioya
(Sady azo: Bass) Azo hiankinan-doha

1. (Ka na ino: Bass) Ka na inona hitranga
(Dia venteso: Bass) Dia venteso hatrany (Aza avela: Bass) Aza avela ho rava Ilay hiranao mamy Mihirà: Bass)Mihira (Fihira: Bass) Fihira(m-baovao: Bass) m-baovao (ho an'ny Ray: Bass) ho an'ny RAY

(Mihira Fihiram-baovao ho an'ny Ray: Bass)

2. (N'inon'in: Bass) N'inon inona hiseho
(Mijoroa: Bass) Mijoroa ho sahy
(Asandra: Bass) Asandrato ny feo
Ho an'I Jehovah Ray
(Mihira: Bass)Mihira (Fihira Bass) Fihira(m-baovao: Bass) m-baovao (ho an'ny Ray: Bass)
ho an'ny RAY

(Mihirà Fihiram-baovao ho an'ny Ray: Bass)

A/C: Ghislain (Antsegno Mivazo)
Gadona: Ba-Gasy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon-Dokanga Fihobiana (FDF)
Vangy : 194
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Agnakol
Daty : 26/07/2025 20:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0754