Zanaka Adala (Feon-Dokanga Fihobiana (FDF))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Olona meloka aho
Nanao ny tsy fanao
Satria dia nandika ireo didiNao
Tena nanaram-po, niliba tokoa
Tamin'ny fiainan-dratsy izay nahafaty

Ref:
He menatra nxlkozyv omzof aho ry Ray ô!
He menatra Anao,
Tsy mendrika akory tononkira.serasera.org ny ho zanaKao
(Ray ô! Ray ô!)
Fa ataovy toy ny iray amin'ireo mpiasaNao
Fa tsy zanaKao

2/ Niainako avokoa ny adalana
Noeveriko fa tsara sy ahasoa ahy
Kanefa dia fahaverezana tokoa
Ny ambadik'izany fa tsy takatro

Ref:
Soa unzw ihany fa teo Ianao
Ray be fitiavana
Nandray ahy indray ho havaNao
(Tsy nisaiNao)
Ny  heloko rehetra fa nofafaNao
Ka ho isan'ny mpandova lanitra aho

A/C: Barphino

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon-Dokanga Fihobiana (FDF)
Vangy : 349
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Agnakol
Daty : 11/07/2025 21:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.036