Derainay Foanafoana (Feon-Dokanga Fihobiana (FDF))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
NomeNao fo vaovao aho
NavaoziNao koa ny fanahy e
NomeNao famindram-po aho
Ka hiverina indray ao andapan'ny Ray

Ref...
Derainay haleloia
Ianao ilay apsh Ray Tsitoha
Ianao Mpanao ny soa tononkira.serasera.org efa hatramin'izay
Niahy koa ny mvrzsvy fianako taloha
Derainay foanafoana
Isan'andro, isan-taona
N'inon'inon-kidona prsnrcpg hoderainay Ianao
Mandram-pihavin'ny fotoana

2/
Ny anaraNao mahery
No entinay mandresy
Ianao koa ilay mijery ny fiainam-panahy
Tsy namela ahy irery

A/C: Fridolin RF

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon-Dokanga Fihobiana (FDF)
Hits : 263
Likes : 0 Like
Created by : Agnakol
Date : 09/02/2026 14:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323