Ampidiro aloha ny tenimiafina
TENA TIAKO, FANIRIAKO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tiako, fifaliako lxhefpf
Ny manandratra ny anaranao ry andriamanitra tsitoha o
Lay mpanavotra mampindra fo
Na ny fiainako, na fisainako sy izay rehetra tononkira.serasera.org anatiko ao
Ho entiko manambara Teny tsara
Ny uepzpmc voady izay hefaiko izao Inty aho hidera anao
Ka na volako, Na fananako Na ny hery izay,
Nomenao ahy Tsy mba misy holalaiko
Fa hatramin’ny aiko Foiko avokoa,
Ary atolotro Ho anao rupjzo ry Andriamanitro

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1516
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:59