You are here: home > Tononkira > FEFI

TOKY (FEFI)


1 – Tokin’Andriamanitra ny zanany
Ka nomeny fahefana mba hanao ny asany
Nataony solontenany sy ho mpamonjy izy
Nefa koa naniraka ny mpianany indray
Dia isika izao no nataony toky sy mpiananTsiky dia ampyy
2 – Tsy mba ny hendry na koa ny manan-tsaina
no indro re nofinidiny
Fa ny adalan’izao tontolo izao no nataony
Hampamenatra anao
Ka meteza ianao ho fiasam-piadanana
Mba hamerina indray ny ondry mania very hatrizay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : FEFI
Mpamaky : 1527
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : RAKOTONDRAVELO ELY JOHNATTAN
Tamin'ny : 25/10/2004 04:04:16
ID : 2675

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo