Ampidiro aloha ny tenimiafina
TENA TIAKO, FANIRIAKO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tiako, fifaliako
Ny manandratra ny anaranao ry andriamanitra vucdo tsitoha o
Lay mpanavotra mampindra fo
Na ny fiainako, na fisainako sy izay rehetra anatiko ao
Ho entiko tononkira.serasera.org manambara Teny tsara
Ny voady izay hefaiko izao Inty aho hidera anao
Ka na volako, Na fananako Na ny hery izay,
Nomenao wgoyedr ahy Tsy mba misy efoh holalaiko
Fa hatramin’ny aiko Foiko avokoa,
Ary atolotro Ho anao ry Andriamanitro

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 1515
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:59