TENA TIAKO, FANIRIAKO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tononkira.serasera.org tiako, fifaliako
Ny manandratra ny anaranao ry andriamanitra tsitoha o
Lay mpanavotra fzaq mampindra fo
Na ny fiainako, na fisainako ncsx sy izay rehetra anatiko ao
Ho entiko manambara Teny tsara
Ny qxzek voady izay hefaiko izao Inty aho hidera anao
Ka na volako, Na fananako Na ny hery izay,
Nomenao ahy Tsy mba misy holalaiko
Fa hatramin’ny aiko Foiko avokoa,
Ary atolotro Ho anao ry Andriamanitro

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1436
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:59