RAISO JESOSY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiso Jesosy ô! F’omeko avokoa
Mba hanompoako, Anao ny fiainako
Tsy asiako fetra, tsy ho faritako
Fa aoka Iana no ho mpanapaka
Raha mbola avelanao, hitempo ao anatiko ao
Lay foko zay nomenao, mba hamelombelona axclntld ahy
Dia hitsangana aho, ka hiasa izao mba bvvpwxam ho Anao
Ka esory amiko ny ahiahy... Jesosy ô!
Mba hiantako aminao, tokoa Jesosy ô!
Ampionony re, ny fahatezerana amiko
F’efa fantatrao sy tsy miafina eo aminao
Saiky kivy tononkira.serasera.org ity mpanomponao... Jesosy ô!
Ambarako eto indray, ho ren’izao rehetra izao
Ny rwism dina sy ny voady, fa ekeko ny ho irakao
Nefa tsy ho tanteraka anie Jeso
Raha tsy omban’ny Fanahy Masinao... Jesosy ô!

--------
Rohy: