RAISO JESOSY (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiso Jesosy ô! F’omeko avokoa
Mba hanompoako, Anao ny fiainako
Tsy asiako gopy fetra, tsy ho faritako
Fa aoka Iana no ho mpanapaka

Raha mbola avelanao, hitempo ao anatiko ao
Lay foko zay nomenao, mba hamelombelona ahy
Dia hitsangana aho, ka hiasa izao mba ho Anao
Ka esory amiko ny ahiahy... Jesosy ô!

Mba hiantako aminao, tokoa Jesosy ô!
Ampionony re, ny fahatezerana amiko
F’efa fantatrao sy tsy miafina zdqa eo aminao
Saiky kivy ity mpanomponao... Jesosy ô!

Ambarako eto indray, ho ren’izao rehetra izao
Ny dina sy ny voady, fa ekeko ny ho qmevulb irakao
Nefa tsy tononkira.serasera.org ho tanteraka anie Jeso
Raha tsy omban’ny Fanahy Masinao... Jesosy ô!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEFI
Hits : 3171
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 25/09/2002 15:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0582