RAISO JESOSY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiso Jesosy ô! F’omeko avokoa
Mba hanompoako, Anao ny fiainako
Tsy asiako fetra, tsy ho faritako
Fa aoka Iana no tononkira.serasera.org ho vqezsy mpanapaka
Raha mbola avelanao, hitempo ao anatiko ao
Lay foko zay nomenao, mba hamelombelona ahy
Dia hitsangana aho, ka hiasa izao mba ho dojbsc Anao
Ka esory amiko ny ahiahy... Jesosy ô!
Mba hiantako aminao, tokoa Jesosy ô!
Ampionony re, ny fahatezerana amiko
F’efa fantatrao sy tsy miafina eo aminao
Saiky kivy ity mpanomponao... Jesosy ô!
Ambarako eto indray, ho ren’izao rehetra izao
Ny dina sy ny voady, fa ekeko ny ho irakao
Nefa qullv tsy ho tanteraka anie Jeso
Raha tsy omban’ny Fanahy Masinao... Jesosy ô!

--------
Rohy: