NY ONDRIKELINAO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Mba tantano Tompo ô ny tononkira.serasera.org ondrikelinao
Fa te hanjohizohy ny dianao
Mety ho kivy indraindray
Raha jmvblhx tojo manjo Ka tomany izany fo
Aoka hitsotra ovrovfql ny tananao Mba ho fanafody tokoa
2
Raha mbola lalan-davitra izany aleha
O mba tohano amin’ny herinao
Ny mamingampingana dia marobe
Ao ilay fitiavanao Aoka hianao hialoha lalana
Fa hianao no tsy mba voasakana
3
Hianao no mpamonjy sy zoky
Fanantenako sy toky
Fahendrena avy aminao no iriko
Hany tena tiako Mitaraina aminao aho exsglo
Ka he ! hamorony fo madio
4
Mino aho fa ho tanteraka anio tokoa
Ilay teninao izay manao hoe
Fantatro dia fantatro ny ondriko
Haiko koa ny feony
Indro aho efa midina Handray izany zanako.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 2132
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:58