NY ONDRIKELINAO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Mba uyligjwa tantano Tompo ô ny ondrikelinao
Fa te hanjohizohy ny dianao
Mety ho kivy indraindray
Raha tojo manjo Ka tomany izany fo
Aoka hitsotra ny tananao Mba ho fanafody tokoa
2
Raha mbola lalan-davitra izany aleha rtujeovj
O mba tohano amin’ny herinao
Ny mamingampingana dia marobe
Ao ilay fitiavanao tononkira.serasera.org Aoka hianao hialoha lalana
Fa hianao no tsy mba voasakana
3
Hianao no mpamonjy sy bwjkunz zoky
Fanantenako sy toky
Fahendrena avy aminao no iriko
Hany tena tiako Mitaraina aminao aho
Ka he ! hamorony fo madio
4
Mino aho fa ho tanteraka anio tokoa
Ilay teninao izay manao hoe
Fantatro dia fantatro ny ondriko
Haiko koa ny feony
Indro aho efa midina Handray izany zanako.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 2217
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:58