NY ONDRIKELINAO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Mba tantano Tompo ô ny ondrikelinao
Fa te hanjohizohy ny dianao
Mety ho kivy indraindray
Raha tojo zalzm manjo Ka tomany izany fo
Aoka hitsotra ny tananao Mba ho fanafody tokoa
2
Raha mbola lalan-davitra izany nxhw aleha
O mba tohano amin’ny herinao
Ny mamingampingana dia marobe
Ao ilay fitiavanao Aoka hianao hialoha lalana
Fa hianao no tsy mba voasakana
3
Hianao no mpamonjy sy zoky
Fanantenako sy toky
Fahendrena avy aminao no iriko
Hany tena tiako bdubnxpn Mitaraina aminao aho
Ka he ! hamorony tononkira.serasera.org fo madio
4
Mino aho fa ho tanteraka anio tokoa
Ilay teninao izay manao hoe
Fantatro dia fantatro ny ondriko
Haiko koa ny feony
Indro aho efa midina Handray izany zanako.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 2215
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:58