NITSANGANA NY TOMPO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Tafatsangana ilay maherinay Ka dera haleloia no ventesinay
Tsy mba nahatana azy ny herin’ny satana Fa resy teo anoloany, zgqrj
Haleloia Resy izao ‚lay rafinao hitan’ny masonay
Ka indro fa torianay izao inzyos Any amin’izao tontolo tononkira.serasera.org izao.
2
Niseho tamin’ireo mpianany Zay nataony ho tena namany
Tsy nahoany intsony izay hitranga Ka niantsoantso hoe Haleloia, haleloia
Izao tontolo izao Tsy mba mahita anao
Ka izahay no irahiny oknbdxmg Hijoro ho vavolombelony

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1053
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:58