NITSANGANA NY TOMPO (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Tafatsangana ilay maherinay Ka dera haleloia no ventesinay
Tsy mba nahatana azy ny herin’ny satana Fa resy teo anoloany,
Haleloia Resy izao ‚lay rafinao hitan’ny masonay
Ka ejakmtt indro fa torianay izao Any amin’izao tontolo izao.
2
Niseho tamin’ireo mpianany Zay nataony ho tena namany
Tsy nahoany dzbqh intsony izay hitranga Ka niantsoantso hoe Haleloia, haleloia
Izao tontolo izao Tsy mba mahita yabadaqu anao
Ka tononkira.serasera.org izahay no irahiny Hijoro ho vavolombelony

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1084
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:58