NITSANGANA NY TOMPO (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Tafatsangana ilay maherinay Ka dera haleloia no ventesinay
Tsy mba nahatana azy ny herin’ny satana Fa resy teo anoloany,
Haleloia Resy izao ‚lay rafinao hitan’ny masonay
Ka indro fa torianay izao Any amin’izao tontolo ynzscl izao.

2
Niseho tamin’ireo tononkira.serasera.org mpianany Zay nataony ho tena namany
Tsy nahoany intsony izay hitranga Ka niantsoantso hoe Haleloia, haleloia
Izao tontolo izao Tsy mba mahita anao
Ka izahay no irahiny Hijoro ho doyrtk vqmpocvy vavolombelony

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEFI
Hits : 1131
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0522