NA NY SENTO, NA NY TOMANY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Na ny sento na ny tomany Zay fahita ety an-tany
Tsy mampirona, tsy mampivena Lay finoana nambolena Ao anaty
ka tsy mba maty Fa mandrobona uzaxuoeg sy tsara ery
Zary hery mampahery Mba hitady ny efa very
2
Na ny memy fisedràna Mafy nefa tsy hialana
Zary aina mampisaina Lay Jesosy nitaraina
Niady irery ary tsy an-tery jcmocck Fa tena fitiavana doria
Ka nafoiny tononkira.serasera.org na dia ny ainy Famonjena no ao an-tsainy. qxcylbkc

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1212
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:59