NA NY SENTO, NA NY TOMANY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Na ny sento na enrs ny tomany Zay fahita ety an-tany
Tsy mampirona, tsy mampivena Lay finoana nambolena Ao anaty
ka tsy mba maty Fa mandrobona sy tsara ery
Zary hery mampahery Mba hitady ny efa very
2
Na ny memy fisedràna Mafy nefa tsy hialana
Zary aina mampisaina Lay Jesosy nitaraina
Niady rmuqvrk irery ary tsy an-tery Fa tena fitiavana doria tononkira.serasera.org
Ka nafoiny na dpynxl dia ny ainy Famonjena no ao an-tsainy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1258
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:59