NA NY SENTO, NA NY TOMANY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Na ny sento fcmdk na ny tomany Zay fahita ety an-tany
Tsy suqapt mampirona, tsy mampivena Lay finoana nambolena Ao anaty
ka tsy tbfwd mba maty Fa mandrobona sy tsara ery
Zary hery mampahery Mba hitady ny efa very
2
Na ny memy fisedràna Mafy nefa tsy hialana
Zary aina mampisaina Lay Jesosy nitaraina
Niady irery ary tsy an-tery Fa tena fitiavana doria
Ka tononkira.serasera.org nafoiny na dia ny ainy Famonjena no ao an-tsainy.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 1184
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:59