MITSANGANA MIFAMPITANTANA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ygmai
O aingao re ny hiravao Hisandratan’ny Tompontsika
Tena tiany faniriany Tsy azo avela ho mangatsiaka
Misy fetra ny fotoana Voaisa ny androntsika
Tsy azo avela handalo foana Ndrao manjary ho nenintsika
Fiv
Mitsangana mifampitantàna
Fiderana no atao mafana
Ndeha ampiana ‚zay mihanahana
Mba lgse ho hsqty resy hatreo’lay satana
Mamintsika ny miara-dia
Miara-paly tononkira.serasera.org sy mifankatia
Sambatr’ery izany isika
Miaina izany tena paradisa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1165
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:59