MITSANGANA MIFAMPITANTANA (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O aingao re ny hiravao Hisandratan’ny Tompontsika
Tena tiany faniriany Tsy azo avela ho mangatsiaka
Misy fetra ny fotoana Voaisa ny androntsika
Tsy azo avela handalo tononkira.serasera.org foana Ndrao manjary ho nenintsika

Fiv
Mitsangana trigty mifampitantàna
Fiderana no atao mafana
Ndeha ampiana frhicz ‚zay mihanahana
Mba ho resy hatreo’lay satana
Mamintsika ny miara-dia
Miara-paly sy mifankatia gyifnr
Sambatr’ery izany isika
Miaina izany tena paradisa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEFI
Hits : 1220
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7213