Ampidiro aloha ny tenimiafina
MITSANGANA MIFAMPITANTANA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O aingao re ny hiravao Hisandratan’ny Tompontsika
Tena ghqd tiany faniriany Tsy azo avela ho mangatsiaka
Misy fetra ny fotoana Voaisa ny androntsika
Tsy azo avela handalo foana Ndrao manjary ho nenintsika
Fiv
Mitsangana mifampitantàna
Fiderana no atao tononkira.serasera.org mafana
Ndeha ampiana ‚zay mihanahana
Mba ho resy hatreo’lay satana
Mamintsika ny miara-dia
Miara-paly sy mifankatia
Sambatr’ery izany isika
Miaina sghro izany hrvlxh tena paradisa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 1129
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:59