MAHANTRA SY ORY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 He mahantra sy ory Tsy mba afa-natory
tononkira.serasera.org He voasatro-tsilo Eso dridrangilo
Manondrika ny loha Mafy mantsy ny manjo
Tsy mba uqvyjf nisy nampahery Fa niharitra irery
2 xjmxdwkp Ndrisy re fa nikoro Ny andry efa nijoro
Zay mba nantenaina Mba hianteherana
Nefa zary fifaliana Zany hazofijaliana
Ka namoizany ny tena Zay hany ho famonjena
3 Dia nangidy nafaitra Mafy mila tsy ho laitra
Reo fampijaliana Nefa dia nangina
Tsy namaly ny Tompo Na naratra sy nivonto
Kapoka mivaivay Tena mafy izany re ry Ray whkk

--------
Rohy: