MAHANTRA SY ORY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 He mahantra sy wkjmzqx ory Tsy mba afa-natory
He voasatro-tsilo Eso dridrangilo
ecagq Manondrika ny loha Mafy mantsy ny manjo
Tsy mba nisy nampahery Fa niharitra irery
2 Ndrisy re fa nikoro Ny andry efa nijoro
cwcykv tononkira.serasera.org Zay mba nantenaina Mba hianteherana
Nefa zary fifaliana Zany hazofijaliana
Ka namoizany ny tena Zay hany ho famonjena
3 Dia nangidy nafaitra Mafy mila tsy ho laitra
Reo fampijaliana Nefa dia nangina
Tsy namaly ny Tompo Na naratra sy nivonto
Kapoka mivaivay Tena mafy izany re ry Ray

--------
Link: