MAHANTRA SY ORY (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 He mahantra sy ory Tsy mba afa-natory
   He voasatro-tsilo Eso dridrangilo tononkira.serasera.org
   Manondrika ny loha Mafy mantsy ny manjo
   Tsy mba nisy nampahery Fa niharitra irery

2 Ndrisy txhox re fa nikoro Ny andry efa nijoro
   Zay mba nantenaina Mba hianteherana
   Nefa zary fifaliana Zany hazofijaliana
   Ka namoizany ny tena Zay hany ho famonjena

3 Dia nangidy pbsxrjr nafaitra Mafy mila tsy ho laitra
  Reo fampijaliana Nefa dia nangina
  Tsy namaly ny Tompo Na naratra sy nivonto
  Kapoka mivaivay Tena jnruri mafy izany re ry Ray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEFI
Visites : 2109
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rado6185
Date : 02/01/2015 12:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308