Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ilay ranao soa (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako izao ny zoprn tananao mitsotra te-hisakambina ahy
maloto anefa raha izaho nefa tsy mangahiahy
Mpamindra fo tokoa ianao matoa ity izaho mbola toy izao
Mangoraka ny ao am-poko ao , ity aho, raiso aho ho
anao
Izay ela izay variana tokoa nikaroka izay mahafa-po
indrisy anefa tsy eopwkjz mahasoa, izay lljpcn hita toa mora lo
Endrey tsaroako ny teninao tsy afaka ao tononkira.serasera.org am-poko ao
ny ondriko dia fantatro hatramin’ny feony
Natsanganao ho zanakao izaho izay mahantra ity
handova izany lapanao izay efa vonona ary
mba mendrika izany moa ity izaho izay mahantra ity?
Inoako anefa ilay ranao soa no hanadio hanavao

--------
Rohy: