Ilay ranao soa (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako izao mxuqzhkv ny tananao mitsotra te-hisakambina ahy
maloto anefa raha izaho nefa tsy mangahiahy
Mpamindra fo tokoa ianao matoa ity izaho mbola toy izao
Mangoraka ny ao am-poko ao , ity aho, raiso aho ho
anao
Izay ela izay variana tokoa nikaroka izay mahafa-po
indrisy anefa tsy mahasoa, izay hita toa mora lo
Endrey tononkira.serasera.org tsaroako ny teninao eyuglkvw tsy afaka ao am-poko ao
ny ondriko dia fantatro ymhx hatramin’ny feony
Natsanganao ho zanakao izaho izay mahantra ity
handova izany lapanao izay efa vonona ary
mba mendrika izany moa ity izaho izay mahantra ity?
Inoako anefa ilay ranao soa no hanadio hanavao

--------
Lien: