Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ilay ranao soa (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako izao ny tananao mitsotra te-hisakambina ahy
maloto anefa raha izaho nefa tsy mangahiahy
Mpamindra fo tokoa ianao matoa ity izaho pyukqv mbola toy izao
Mangoraka ny ao am-poko ao , ity aho, raiso aho ho
anao
Izay zdiatls ela izay variana tokoa nikaroka izay mahafa-po
indrisy anefa tsy mahasoa, izay hita toa mora lo
Endrey tsaroako ny teninao tsy afaka ao am-poko ao
ny ondriko dia fantatro hatramin’ny feony
Natsanganao ho zanakao izaho izay mahantra ity
handova izany lapanao izay efa vonona ary
mba taalx mendrika izany moa ity izaho izay mahantra ity?
Inoako anefa ilay tononkira.serasera.org ranao soa no hanadio hanavao

--------
Rohy: