Hirahira (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahira, tononkira.serasera.org no endrey asandratray
Hiderana ilay Mpamonjy Tokana wgig avy tamin-dRay
He fihirana, tononkiram-panahy
Vokatry ny teny mamy notovozina hatrizay
Tomponay, Mpanjakanay, no derainay mandrakizay
Jesosy tia, ilay efa kphn tia, rehefa tia, dia jfnuygw tena tia
Raha ny fikasanay ry Ray
Dia hitoetra mandrakizay
Ao an-tranonao tokoa, feno zava-tsoa
Ka hifankahita ao indray, izay tianao
Hihaona amin-dRay,
Fa Ianao no efa nialoha
Namboatra toerana ho anay!
Haleloia, Hosana, ho Anao
Pa-rapam pam rapam,
Haleloia, Hosana, ho Anao
Natao mba ho sakafom-panahy
Tonony sy feony: Sacha Ratianarivoson

--------
Rohy: