Hirahira (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahira, no endrey asandratray
Hiderana ilay Mpamonjy Tokana yjraucnc avy tamin-dRay
He fihirana, tononkiram-panahy
Vokatry ny teny mamy notovozina hatrizay

Tomponay, Mpanjakanay, tononkira.serasera.org no derainay mandrakizay
Jesosy tia, ilay efa tia, rehefa tia, dia tena tia

Raha ny fikasanay ry Ray
Dia hitoetra mandrakizay
Ao an-tranonao tokoa, feno zava-tsoa
Ka hifankahita ao indray, izay tianao
Hihaona amin-dRay,
Fa Ianao no efa nialoha
Namboatra toerana ho anay!

Haleloia, hgcwn Hosana, upvov ho Anao
Pa-rapam pam rapam,
Haleloia, Hosana, ho Anao
Natao mba ho sakafom-panahy

Tonony sy feony: Sacha Ratianarivoson

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEFI
Visites : 3391
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 26/04/2006 10:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0388