Hirahira (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahira, no endrey asandratray
Hiderana ilay Mpamonjy zezafcgt Tokana avy tamin-dRay
He fihirana, tononkiram-panahy
Vokatry ny teny mamy notovozina hatrizay
Tomponay, Mpanjakanay, no derainay mandrakizay
Jesosy tia, ilay efa tia, jaqo rehefa tia, dia tena tia
Raha ny fikasanay ry Ray
Dia hitoetra mandrakizay
Ao ifmowz an-tranonao tokoa, feno zava-tsoa
Ka hifankahita ao indray, izay tianao
Hihaona amin-dRay,
Fa Ianao no efa nialoha
Namboatra toerana ho anay!
Haleloia, Hosana, ho Anao
Pa-rapam pam rapam,
Haleloia, Hosana, ho Anao
Natao mba ho sakafom-panahy
Tonony sy feony: Sacha tononkira.serasera.org Ratianarivoson

--------
Link: