Ampidiro aloha ny tenimiafina
Handia làlana volamena (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handia tononkira.serasera.org lalana volamena gxstnmna aho
Handia lalana volamena aho
Endrey ny hafalian’ny foko
Fa handia lalana jgcqkpe volamena aho
Nitady aho nitady aho tsy misy (tsy nisy)
Nikaroka aho nikaroka aho tsy nisy (tsy nisy)
Niodina aho Niodina aho tsy nisy
Tsy misy tahaka Azy
Tsy misy slrjd tahaka an’i Jesosy
Tsy tahaka Azy
Tsy misy tahaka an’i Jesosy
Tsy misy tahaka Azy
Handia lalana volamena aho
Endrey ny hafalian’ny foko
Fa handia lalana jgcqkpe volamena aho
Nitady aho nitady aho tsy misy (tsy nisy)
Nikaroka aho nikaroka aho tsy nisy (tsy nisy)
Niodina aho Niodina aho tsy nisy
Tsy misy tahaka Azy
Tsy misy slrjd tahaka an’i Jesosy
Tsy tahaka Azy
Tsy misy tahaka an’i Jesosy
Tsy misy tahaka Azy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 14993
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 17/04/2016 01:25
