Handia làlana volamena (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handia lalana volamena aho
Handia lalana volamena aho
Endrey ny hafalian’ny foko
Fa handia lalana volamena aho
Nitady aho nitady aho tsy misy (tsy nisy)
Nikaroka aho nikaroka aho tsy nisy (tsy nisy)
Niodina aho Niodina aho tsy nisy

Tsy misy tahaka Azy
Tsy misy tahaka an’i Jesosy
Tsy tahaka Azy
Tsy misy tahaka an’i Jesosy
Tsy misy tahaka Azy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEFI
Vangy : 11437
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 17/04/2016 01:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717