Handia làlana volamena (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handia lalana volamena aho
Handia lalana volamena aho
Endrey ny hafalian’ny foko
Fa handia lalana volamena aho
Nitady aho nitady tononkira.serasera.org aho nrppkie tsy tvqjec misy (tsy nisy)
Nikaroka aho nikaroka aho gtlu tsy nisy (tsy nisy)
Niodina aho Niodina aho tsy nisy
Tsy misy tahaka Azy
Tsy misy tahaka an’i Jesosy
Tsy tahaka Azy
Tsy misy tahaka an’i Jesosy
Tsy misy tahaka Azy
Handia lalana volamena aho
Endrey ny hafalian’ny foko
Fa handia lalana volamena aho
Nitady aho nitady tononkira.serasera.org aho nrppkie tsy tvqjec misy (tsy nisy)
Nikaroka aho nikaroka aho gtlu tsy nisy (tsy nisy)
Niodina aho Niodina aho tsy nisy
Tsy misy tahaka Azy
Tsy misy tahaka an’i Jesosy
Tsy tahaka Azy
Tsy misy tahaka an’i Jesosy
Tsy misy tahaka Azy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFIVisites : 15303
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 17/04/2016 01:25
