Ampidiro aloha ny tenimiafina
BATISA IRAY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Tsy misy tokony hampisara-bazana
Ny mpanara-dia an'i Kristy svwdnbmh
Isika mitonona ho fifohazana
O! mba sahia maneho fitia
2 Tsy misy antony hïfampirafesana
Raha nozaraina ho antsika ny aina
Fa loza mitarika fahafatesana
Ry olo-misaina sao singotra ny aina
3 'Ndeha àry tononkira.serasera.org gmectpl isika hamonjy ny lanitra
Ho fanehoana ilay finoana
Fa tena zanak'Andriamanitra
Mifampitantana, aza mihanahana.
Fiv
Satria batisa iray Dia batisa iray
No nekena tsy noterena
Satria fanahy jbykg iray Dia fanahy iray
No nomena ho famonjena
A/C Pasteur Sacha
Ny mpanara-dia an'i Kristy svwdnbmh
Isika mitonona ho fifohazana
O! mba sahia maneho fitia
2 Tsy misy antony hïfampirafesana
Raha nozaraina ho antsika ny aina
Fa loza mitarika fahafatesana
Ry olo-misaina sao singotra ny aina
3 'Ndeha àry tononkira.serasera.org gmectpl isika hamonjy ny lanitra
Ho fanehoana ilay finoana
Fa tena zanak'Andriamanitra
Mifampitantana, aza mihanahana.
Fiv
Satria batisa iray Dia batisa iray
No nekena tsy noterena
Satria fanahy jbykg iray Dia fanahy iray
No nomena ho famonjena
A/C Pasteur Sacha
--------
Rohy:
