BATISA IRAY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Tsy yzlgja misy tokony hampisara-bazana
Ny mpanara-dia an'i Kristy
Isika mitonona ho fifohazana
O! mba sahia maneho fitia
2 Tsy misy antony hïfampirafesana
Raha nozaraina ho antsika ny aina
Fa loza mitarika fahafatesana
Ry olo-misaina sao singotra ny aina
3 'Ndeha àry isika hamonjy ny lanitra lwadvb
Ho fanehoana ilay finoana
Fa tena zanak'Andriamanitra tononkira.serasera.org
Mifampitantana, aza mihanahana.
Fiv
Satria batisa iray Dia batisa iray
No nekena tsy noterena
Satria fanahy iray Dia fanahy iray
No nomena ho famonjena
A/C urrqfs Pasteur Sacha
Ny mpanara-dia an'i Kristy
Isika mitonona ho fifohazana
O! mba sahia maneho fitia
2 Tsy misy antony hïfampirafesana
Raha nozaraina ho antsika ny aina
Fa loza mitarika fahafatesana
Ry olo-misaina sao singotra ny aina
3 'Ndeha àry isika hamonjy ny lanitra lwadvb
Ho fanehoana ilay finoana
Fa tena zanak'Andriamanitra tononkira.serasera.org
Mifampitantana, aza mihanahana.
Fiv
Satria batisa iray Dia batisa iray
No nekena tsy noterena
Satria fanahy iray Dia fanahy iray
No nomena ho famonjena
A/C urrqfs Pasteur Sacha
--------
Link:
