BATISA IRAY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Tsy misy tokony hampisara-bazana
urwtwl Ny mpanara-dia an'i Kristy
Isika mitonona ho fifohazana kvsjd
O! mba sahia maneho fitia
2 Tsy misy antony hïfampirafesana
Raha nozaraina ho antsika ny aina
Fa loza mitarika fahafatesana
Ry olo-misaina sao singotra ny tononkira.serasera.org aina
3 'Ndeha àry isika dzuurmu hamonjy ny lanitra
Ho fanehoana ilay finoana
Fa tena zanak'Andriamanitra
Mifampitantana, aza mihanahana.
Fiv
Satria batisa iray Dia batisa iray
No nekena tsy noterena
Satria fanahy iray Dia fanahy iray
No nomena ho famonjena
A/C Pasteur Sacha
urwtwl Ny mpanara-dia an'i Kristy
Isika mitonona ho fifohazana kvsjd
O! mba sahia maneho fitia
2 Tsy misy antony hïfampirafesana
Raha nozaraina ho antsika ny aina
Fa loza mitarika fahafatesana
Ry olo-misaina sao singotra ny tononkira.serasera.org aina
3 'Ndeha àry isika dzuurmu hamonjy ny lanitra
Ho fanehoana ilay finoana
Fa tena zanak'Andriamanitra
Mifampitantana, aza mihanahana.
Fiv
Satria batisa iray Dia batisa iray
No nekena tsy noterena
Satria fanahy iray Dia fanahy iray
No nomena ho famonjena
A/C Pasteur Sacha
--------
Lien:
