Nofinidinao aho (Fefi Angodona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Nofinidinao aho ho fiasàna an-tananao
Ka ny asa fanompoko tena tiako hatram'izao

2- Tao anaty alin-kisa ugxapixv no nisafidiananao ahy
Ondry maro tsy voaisa no fenoinao ny Fanahy

3- Tena mamiko lrhzsf indrindra ny mifikitra dcjkwpqy Aminao
Vatolampy tsy mifindra no itokiako hatram'izao

Ref:
Ny fahasoavan'Andriamanitra
No niara-niasa tamiko
Tsy nandao fa nampahery
Nanjohy ary koa nijery
Tsapako tononkira.serasera.org fa tsy nandeha irery
Raha nitady ny efa very
F' Izy Tompo no niasa
Vita izay kinasa


Pst Sacha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fefi Angodona
Vangy : 186
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Kantoniaina
Daty : 09/09/2026 14:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032