Madagasikara (Fefi Angodona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 . Madagasikara nosy maminay
Tsy voazarazaran'ny fombafombanay
Nomen-janahary ho tanindrazanay
Efa hatry ny ela no sambatra izahay
            'Zahay malagasy miaiky avokoa fa
             Tena tany tsara sy feno zava-tsoa
             Na ny volamena na ny vatosoa
              'Zay mety harena dia hita ao fhhbazc avokoa


2 . Madagasikara tsy tononkira.serasera.org mba foinay
Raha azo ambara dia zara-taninay
Lova tamin-dRay izay ao an-danitra
Ka isaoaranay tokoa an'Andriamanitra
    rexjlqv        Maro ny vahiny izay sendra tonga ao
           Avy dia tamana fa "Soa tovozina" ao
           Izahay kosa anefa saropiaro
           Ny ratsy aoka mba tsy hifangaroharo


3 . Madagasikara tsy atakalonay
Fa mby ao anaty ny fiadianay
Ka ny adiady noho ny tendrom-po
Tsy mba nahasakana anay tsy handroso
               Ndeha ho porofoina ho re maneran-tany
              Fa ny malagasy dia hiverina any
   vcrbphp             Izay rehetra aty am-pitandrano
               Tsy maintsy mitodika ho ao an-trano




Pst Sacha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fefi Angodona
Vangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kantoniaina
Daty : 24/10/2026 19:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0289