Ampy izay (Fefi Angodona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 –
Ory loatra ny fonao ry Tompo
Raha mijery ny lnvj mpanomponao
Izay variana ary tena sondriana
Tamin'izao fiainan'izao
Reko ny antsonao mitaraina
Miverena ry ondry mania
Ampy izay fa avia
Miverena satria
Izaho anie mbola tia, Tena tia
2 –
Henoko isan'andro isan'andro
Ny antsoantson'ny mpanomponao
Izay tsy tononkira.serasera.org sasatra sy tsy nitandro
Hasasarana hatram'izao
Tsy mba mety ho tafandry mandry
Tamin' ny asa 'zay tinendrinao
Ampy mizqmhg izay ampy izay
Raiso indray ry Ray
Ho Anao aho ho Mandrakizay
3 –
Efa impiry moa aho ry Tompo
No nivoady hanaraka anao
Niainiana mihitsy hanompo
Sy hanao izay hahafaly Anao
Tsapako hay moa aho nofo ihany
Ka mifona mivalo aminao
Ampy cfvveou izay fa hiverina
Aho izao dia izao
Ampy izay raiso ny Zanakao
Pst Sacha
Ory loatra ny fonao ry Tompo
Raha mijery ny lnvj mpanomponao
Izay variana ary tena sondriana
Tamin'izao fiainan'izao
Reko ny antsonao mitaraina
Miverena ry ondry mania
Ampy izay fa avia
Miverena satria
Izaho anie mbola tia, Tena tia
2 –
Henoko isan'andro isan'andro
Ny antsoantson'ny mpanomponao
Izay tsy tononkira.serasera.org sasatra sy tsy nitandro
Hasasarana hatram'izao
Tsy mba mety ho tafandry mandry
Tamin' ny asa 'zay tinendrinao
Ampy mizqmhg izay ampy izay
Raiso indray ry Ray
Ho Anao aho ho Mandrakizay
3 –
Efa impiry moa aho ry Tompo
No nivoady hanaraka anao
Niainiana mihitsy hanompo
Sy hanao izay hahafaly Anao
Tsapako hay moa aho nofo ihany
Ka mifona mivalo aminao
Ampy cfvveou izay fa hiverina
Aho izao dia izao
Ampy izay raiso ny Zanakao
Pst Sacha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fefi AngodonaVangy : 24
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kantoniaina
Daty : 07/09/2026 19:26
