Nofinidinao aho (Fefi Angodona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Nofinidinao aho ho fiasàna an-tananao
Ka ny asa fanompoko tena tiako hatram'izao

2- Tao anaty yrjc alin-kisa no nisafidiananao ahy
Ondry maro tsy voaisa no fenoinao ny Fanahy

3- yrno Tena mamiko indrindra tononkira.serasera.org ny mifikitra Aminao
Vatolampy tsy mifindra no itokiako hatram'izao

Ref:
Ny fahasoavan'Andriamanitra
No niara-niasa tamiko
Tsy nandao fa nampahery
Nanjohy ary koa nijery
Tsapako fa tsy nandeha nvjj irery
Raha nitady ny efa very
F' Izy Tompo no niasa
Vita izay kinasa


Pst Sacha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fefi Angodona
Visites : 185
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Kantoniaina
Date : 09/09/2026 14:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322