Nofinidinao aho (Fefi Angodona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Nofinidinao aho ho fiasàna an-tananao
Ka ny asa fanompoko tena tiako hatram'izao
2- Tao anaty tononkira.serasera.org alin-kisa no edfaqt nisafidiananao ahy
Ondry maro tsy voaisa no fenoinao ny Fanahy
3- Tena mamiko indrindra ny mifikitra Aminao
Vatolampy iibanrm tsy mifindra no itokiako hatram'izao
Ref:
Ny fahasoavan'Andriamanitra
No niara-niasa tamiko
Tsy nandao fa nampahery
Nanjohy ary koa nijery ltwbavim
Tsapako fa tsy nandeha irery
Raha nitady ny efa very
F' Izy Tompo no niasa
Vita izay kinasa
Pst Sacha

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fefi AngodonaHits : 187
Likes : 1 Like
Created by : Kantoniaina
Date : 09/09/2026 14:16