Mangorakoraka (Fefi Angodona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mangorakoraka ny ao am-poko ao
Ka te-hiantoraka, ho eo an-tratranao
Jesoa Mpamojiko, Mpamela heloka
Hery sy tokiko, ny Zokiko
Tsy mba namela ahy ho irery
Manjohizohy ny tononkira.serasera.org diako
Miahy foana sy mijery
Mitsinjo kjrbqr manazava ny alehako
2- Izao vao tsapako sy tena fantatro
Fa tsinotsinona aho manoloana Anao
Ka xhelm miangavy re sy mitalaho hoe:
Aza tsarovana hqzatiu e ! ny heloko be
Tsy tonga hanameloka tokoa
No nahatongavana Jesoa
Na zovy te hiverina aminao
Dia raisinao ho sambatra mandrakizay
Pst Sacha
Ka te-hiantoraka, ho eo an-tratranao
Jesoa Mpamojiko, Mpamela heloka
Hery sy tokiko, ny Zokiko
Tsy mba namela ahy ho irery
Manjohizohy ny tononkira.serasera.org diako
Miahy foana sy mijery
Mitsinjo kjrbqr manazava ny alehako
2- Izao vao tsapako sy tena fantatro
Fa tsinotsinona aho manoloana Anao
Ka xhelm miangavy re sy mitalaho hoe:
Aza tsarovana hqzatiu e ! ny heloko be
Tsy tonga hanameloka tokoa
No nahatongavana Jesoa
Na zovy te hiverina aminao
Dia raisinao ho sambatra mandrakizay
Pst Sacha
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fefi AngodonaVangy : 9
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kantoniaina
Daty : 09/09/2026 13:45
