Mitosaka eto ny hafaliam-be (Fefi Angodona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitosaka eto ny hafaliam-be
Nomen'i Jesoa Tompo lehibe
Noho izao andro bltwx anio izao
Hihaonanay mpianakavin'ny finoana izao
Nakambanao eto izahay
Ho sambatra sy handry fehizay
Na teo aza irony adinay
Nanampy Ianao ka tontosa ny hafalianay
Ny teninao moa milaza aminay:
Apetraho Amiko f'Izaho no handray
an-tanana izao ny nrzxaw androm-piainanao
Omeko avokoa ny tsara sy ny soa
Tsy hisy intsony hampahory
Foana koa ny sorisory
Fiainam-baovao izao
No ho diavinao
Dera sy laza, voninahitra
ho an'Andriamanitra Haleloia
Mihirà sy mihobia, mitsangana mifalia
hoan'ilay Jesosy tia Haleloia
Hosana ho Anao Andriamanitra
sady Tomponay no tononkira.serasera.org Mpanjakanay
sy ofhirrx Mpamonjinay ka Asandratray mandrakizay
Izy irery no Tompo Tsitoha
hany Mpanasoa sy Mpamindra fo
Mpananfaka Mpanasitrana
Ka tolorana ny Haleloia sy Hosana
Solo:
Haleloia Hosana Andriamanitra sady Tomponay
Mpanjakanay sy Mpamonjinay
Ka asandratray mandrakizay
Izy irery no Tompo Tsitoha
Ary Mpanasoa sy Mpamindra fo
Mpanafaka Mpanasitrana ka tolorana ny Haleloia
Nomen'i Jesoa Tompo lehibe
Noho izao andro bltwx anio izao
Hihaonanay mpianakavin'ny finoana izao
Nakambanao eto izahay
Ho sambatra sy handry fehizay
Na teo aza irony adinay
Nanampy Ianao ka tontosa ny hafalianay
Ny teninao moa milaza aminay:
Apetraho Amiko f'Izaho no handray
an-tanana izao ny nrzxaw androm-piainanao
Omeko avokoa ny tsara sy ny soa
Tsy hisy intsony hampahory
Foana koa ny sorisory
Fiainam-baovao izao
No ho diavinao
Dera sy laza, voninahitra
ho an'Andriamanitra Haleloia
Mihirà sy mihobia, mitsangana mifalia
hoan'ilay Jesosy tia Haleloia
Hosana ho Anao Andriamanitra
sady Tomponay no tononkira.serasera.org Mpanjakanay
sy ofhirrx Mpamonjinay ka Asandratray mandrakizay
Izy irery no Tompo Tsitoha
hany Mpanasoa sy Mpamindra fo
Mpananfaka Mpanasitrana
Ka tolorana ny Haleloia sy Hosana
Solo:
Haleloia Hosana Andriamanitra sady Tomponay
Mpanjakanay sy Mpamonjinay
Ka asandratray mandrakizay
Izy irery no Tompo Tsitoha
Ary Mpanasoa sy Mpamindra fo
Mpanafaka Mpanasitrana ka tolorana ny Haleloia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fefi AngodonaVangy : 11
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kantoniaina
Daty : 09/09/2026 13:59
