Nofinidinao aho (Fefi Angodona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Nofinidinao aho tononkira.serasera.org ho fiasàna an-tananao
Ka ny asa fanompoko tena tiako hatram'izao
2- Tao anaty alin-kisa dvbxkx no nisafidiananao ahy
Ondry maro tsy voaisa no fenoinao ny Fanahy
3- Tena mamiko indrindra ny mifikitra Aminao
Vatolampy tsy mifindra krswvxp no itokiako hatram'izao
Ref:
Ny wplhsjza fahasoavan'Andriamanitra
No niara-niasa tamiko
Tsy nandao fa nampahery
Nanjohy ary koa nijery
Tsapako fa tsy nandeha irery
Raha nitady ny efa very
F' Izy Tompo no niasa
Vita izay kinasa
Pst Sacha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fefi AngodonaVangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kantoniaina
Daty : 09/09/2026 14:16