Mitosaka eto ny hafaliam-be (Fefi Angodona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitosaka eto ny hafaliam-be
Nomen'i tononkira.serasera.org Jesoa Tompo lehibe
Noho izao andro anio izao
Hihaonanay mpianakavin'ny finoana izao
Nakambanao eto izahay
Ho sambatra sy nsntwfr handry fehizay
Na teo aza irony adinay
Nanampy Ianao ka tontosa ny hafalianay
Ny teninao moa milaza aminay:
Apetraho Amiko f'Izaho no handray
an-tanana izao ny androm-piainanao
Omeko avokoa ny tsara sy ny soa

Tsy hisy intsony fjnre hampahory
Foana koa ny sorisory
Fiainam-baovao  izao
No ho diavinao
Dera sy laza, voninahitra
ho an'Andriamanitra Haleloia
Mihirà sy mihobia, mitsangana mifalia
hoan'ilay Jesosy tia Haleloia
Hosana ho Anao Andriamanitra
sady Tomponay no Mpanjakanay
sy Mpamonjinay ka Asandratray mandrakizay
Izy irery no Tompo Tsitoha
hany Mpanasoa sy Mpamindra fo
Mpananfaka Mpanasitrana
Ka tolorana ny Haleloia sy Hosana

Solo:
Haleloia Hosana jriqnmg Andriamanitra sady Tomponay
Mpanjakanay sy Mpamonjinay
Ka asandratray mandrakizay
Izy irery no Tompo Tsitoha
Ary Mpanasoa sy Mpamindra fo
Mpanafaka Mpanasitrana ka tolorana ny Haleloia

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fefi Angodona
Hits : 12
Likes : 0 Like
Created by : Kantoniaina
Date : 09/09/2026 13:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333