Ampy ho anao ny fahasoavako (Fara Andriamamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eto anatrehanao aliys ry Ray tononkira.serasera.org ndreto izahay
Hitondra ny fanatitra fisaorana
Fa mendrika indrindra Ianao ny handray
Ny dera voninahitra otwl lqvxo mandrakizay

Havaozinao isa-maraina ho anay
Nyfamindram-ponao sy ny fitiavanao anay
Ary isan’andro Ianao miahy; milaza oa
Hoe ampy ho anao ny fahasoavako

Fara Andriamamonjy

--------
Rohy:
Hevitra
Hiratiana ( 09/11/2015 08:13)
mba asio ny tonon'ilay version anglaise azfd,merci
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117