Fahazazana (Fanjandranomasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako foana ankehitriny
Ireo andro tononkira.serasera.org mamin’ny fahiny
Niangotingoty ogkktbz ombieny myyzbgxi ombieny
Teo anilan-dray sy reny

Satriko raha azo atao
Mbola hiverina aminao
Ry andro soa nihantahantana
O ry ftojjk androm-pahazazana

Angolangola, tambitamby
Hirahira sy lalao
Safosafo manan’amby
Samy hita taminao

Satriko raha azo atao
Mbola hiverina aminao
Ry andro soa nihantahantana
O ry androm-pahazazana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fanjandranomasina
Vangy : 2096
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/02/2015 23:25
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012