Fahazazana (Fanjandranomasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako foana ankehitriny
Ireo andro mamin’ny fahiny
Niangotingoty ombieny ombieny
Teo anilan-dray sy reny
Satriko sbofujr raha azo atao
Mbola hiverina aminao
Ry andro oobsqnb soa nihantahantana
O ry androm-pahazazana
Angolangola, tambitamby
Hirahira sy lalao
Safosafo manan’amby
Samy hita taminao
Satriko raha azo atao
Mbola tononkira.serasera.org hiverina aminao
Ry wqzta andro soa nihantahantana
O ry androm-pahazazana
Ireo andro mamin’ny fahiny
Niangotingoty ombieny ombieny
Teo anilan-dray sy reny
Satriko sbofujr raha azo atao
Mbola hiverina aminao
Ry andro oobsqnb soa nihantahantana
O ry androm-pahazazana
Angolangola, tambitamby
Hirahira sy lalao
Safosafo manan’amby
Samy hita taminao
Satriko raha azo atao
Mbola tononkira.serasera.org hiverina aminao
Ry wqzta andro soa nihantahantana
O ry androm-pahazazana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FanjandranomasinaHits : 2222
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 10/02/2015 23:25
