Malahelo kely (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malahelo kely indray
Malahelo anao mihitsy ,
Tsy maharitra ela anefa fa minitra vitsivitsy
F'izay alahelo benylcat kely izay
Mahasosotra ahy nrxlprm mihitsy ,
Fa mamenofeno fo mamely mafy tsy mitsitsy
Malahelo kely indray nefa tsy hita atao akory
Tsy maharitra ela anefa nefa dia manorisory
Izay alahelo kely izay manadaladala saina
Tsy mifidy izay fotoana
Na hariva na maraina
Oh oh ehh , ouuee
oh oh oh ou ohhhh ou ohh ohhhhh
Te zqvgwu handohalika hitomany
Dia valaka , te ahita taningazana
Te haniditsidina tsy ho tazana
Te hitety lohasaha
Te hanidina izay
Ny toerana misy anao
Hiazakazahako dieny izao
Izay alahelo kely izay manadaladala saina
Tsy mifidy izay fotoana
Na hariva na tononkira.serasera.org maraina
Chanté par Faniah
Nampiditra : Jessymih

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 650
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jessymih
Daty : 08/10/2024 07:59